Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mila Anao (Rootsikalo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
INTRO : Izaho anie ka mila anao ouh, kiala eny! tiko lötra ny ho eo ankilanao, yeah yeah yeah, ny fonao re sttclx omena, hain hain
an an!!
Ela oa zay ny ela,
Androany angamba oa izaho, vö ilaza
Yeah yeah!
Fa tsy sahy föna oa izaho, isakiny tsika mifanena
Matahotra mafy sö everinao, fa vazivazy
Mihaotra föna aho aah, isaky ny mba te iteny!
Menamenatra, miakanakana ötrany zazakely,
Sö manko ianao, dia andahy, dia ilaza hoe, aleo ny antsika ho mpinamana aa
Nefa izaho mba maniry ny anananao, mba ho sila-panahy
REF:
Ouh oy, kiala aaa, yeah iwmock yeah
Ny endrikao anie ka feno atsarana
Nan nan nana nan
Ouh oy, kiala aaa
Ny tsikinao mafatifaty, mila halasa adala ah
-- INSTRU --
Aleo tsy hiteny be aho, sö animba zavatra, nan nan
Sady efa hainao lötra ny mombamomba tsika sy ianao,
Ka inona no ilainao,ah aha ao,
Tambitamby, sa sangisangy iiii!!!
Mihaiky anie oa izaho, fa izaho tsy tonga lafatra,
Nefa tsy tononkira.serasera.org andainga aminao hoe, ny kintana no ataoko fanakatra.
Na koa hoe ny vola no andeha omeko anao, ho ataonao kilalao,
Aleo ambarako aminao zao dia zao, ouh ouh ouh
Fa ho anao avokoa, izay teny mamy avy ao ampoko ao
REF: -II-
-- INSTRU --
Izao esuo no teniko @naoouh
Ny foko anie mitempo @naoouh
Foiko, ho zaraiko aminaoouh
Tsisy atak'andro, fa izao de izao
Kiala aa aah!!! oh ouh oy oy, zah anie ka mila anao, eny tena mila anao
REF: -II-
ROOTSIKALO FT YOANN LOÏC

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RootsikaloHits : 2456
Likes : 1 Like
Created by : Lacky
Date : 26/11/2018 09:22