Hatolotro ho Anao (RIVOLALA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankehitriny anie,Izany fiainako
Tena sambatra aho
Fa manana Anao
Tonga izao 'lay andro anie
'zay hiderako Anao
Sy hanompoako Anao
Fa lehibe Ianao
Hatolotro ho Anao
Hatolotro ho Anao eh
Hatolotro ho Anao ny voninahitra eh
Ka indro homeko Anao
Indro homeko Anao eh
Indro homeko Anao re ny fiainako eh
Ou ou ou
An an an
Fa Ray oh!
Babonao , babonao re ny foko
Izany no hiankohofako izany no handohaliako eto Anatrehanao
Eny Ray oh oh oh
Mandrakizay, mandrakizay aho hidera Anao
Halelloyah hosana
hosana halelloyah
halelloyah hosana eh
Ankehitriny anie
Izany fiainako
Tena sambatra aho
Fa manana Anao.
--------
Lien: