Very (Reko - Fy & His Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sombiny avy amin'ny aiko
Izay ahy dia anao!
Lazaiko foana hoe ianao lalaiko
Nefa adinonao
...
Ianao ilay zanaky ny fitiavana
Ilay tokony hizara indray no mangetaheta
Tianao ho faly izay rehetra mitazana
Ka reraka ianao manakatra lenta
...
Refrain:
Ny maha-ianao anao, toa very
K'ilay fitiavako anao, lazainao mistery
Mora maratra ianao, mora sorena kely
Izao tontolo izao, lasa tianao hiodina aminao irery
...
Izao rehetra lrejzkqk izao sombinaiko nataoko hanjakanao
Izay rivotra mitsoka indray no mibaiko ny fomba fiainanao
Tsy misy hitanao ny harem-be efa an-tanana
Toy ny mahantra ny fonao, manjoretra
Mitodika havia, mitodika havanana
Sady te-hiavaka no te hitovy amin'ny rehetra
...
Ref.
...
Trondro kely someby tononkira.serasera.org milomano avy lavitra ianao
Tsy tonga saina fbgol f'izaho anie ny rano izay manenika anao
Mitrakà kely zuzwobc aloha!
Avereno amiko ny masonao!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Reko - Fy & His BandVisites : 8975
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Tojonyomaly
Date : 28/09/2024 17:01