Rotoroto (Reko - Fy & His Band)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay rehetra miaina
Miaina eto an-tany
Samy mahalala any anatiny any
Fa mandalo ihany
Izay rehetra hita, azo henoina sy tsapaina
Samy misy fiadohana, misy fiafarana
Fa sambatra izay nzivyf mahay miaina tsara
Ny fandalovany.

Oh ry foko, moramora ihany
Amin’ity rotoroto tsisy fiafarany
Mba hiadananao rahampitso
Dia ataonao sorona ny androany
Nefa anie ny androany ampitson’ny omaly
Oh ry foko, oh ry foko
Rahoviana izany ianao vao hiaina ?

Ny fiainanao omaly
Rano raraka
Ny fiainanao androany
Manenji-drivotra
Ny fiainanao rahampitso
Tsy misy antoka
Raha tsy hay ny antony isiana

Oh ry foko, moramora ihany
Amin’ity rotoroto tsisy fiafarany
Mba hiadananao rahampitso
Dia ataonao sorona ny androany
Nefa anie ny androany ampitson’ny omaly
Oh ry foko, oh ry foko
Rahoviana izany ianao vao hiaina ?

Izao ve ilay tianao ?
Raha jerenao nvkjw ny fiainanao, sambatra ve qsoo ianao ?
Sao dia mihazakazaka ivelan’ny kianja ianao ?
Any amin’izay tsy mivonto
No manaintaina aminao ?
Oh ry tononkira.serasera.org foko, oh ry foko
Ilay loharana tsara mila fantatrao.

Oh ry foko, moramora ihany
Amin’ity rotoroto tsisy fiafarany
Mba hiadananao rahampitso
Dia ataonao sorona ny androany
Nefa anie ny androany ampitson’ny omaly
Oh ry foko, oh ry foko
Rahoviana izany ianao vao hiaina ?

Oh ry foko, moramora ihany
Amin’ity rotoroto tsisy fiafarany
Mba hiadananao rahampitso
Dia ataonao sorona ny androany
Nefa anie ny androany ampitson’ny omaly
Oh ry foko, oh ry foko
Rahoviana izany ianao vao hiaina ?

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Reko - Fy & His Band
Visites : 11097
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Jordya
Date : 18/03/2024 13:04
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0219