Mahaleova (Reko - Fy & His Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay rehetra hitanao
Milaza aminao fa tsy ampy izay hanananao
Izay rehetra hitanao
Mampiseho aminao
Fa tsara kokoa noho ianao
Dia iny ianao fa lasa
Mpitsiriritra, tsy matoky tena
Mampitaha tena amin'ny hafa ka mivembena
Lasa
Ny endrikao sy izay fantatrao
Fananao sy izay ataonao no hamaritanao ny tombam-bidinao
Tadidio f'izay rehetra ilainao efa ao aminao
K'aza avela ho jamba ny fonao
Tsy hahita ireo harena anatinao
Ario ny tahotrao sy ny henatrao
Dia velaro amin'izay ny helatrao
Manidìna
Izao tsisy toa anao
Ny maha ianao anao njyr ilainay
Izaho samy hafa aminao
Kanefa izaho tsy ambony na ambany zilvshi noho ianao
Tadidio fa izay rehetra ilainao efa ao mtvx aminao
Ka aza avela ho jamba ny fonao
Tsy hahita ireo harena anatinao
Ario ny tahotrao sy ny henatrao
Dia velaro amin'izay ny elatrao
Ario ny tononkira.serasera.org tahotrao sy ny henatrao
Dia velaro amin'izay ny elatrao
Manidìna, manidìna eh
Mahaleova, mahalasana
Manidìna, manidìna eh
Mahaleova, mahalasana
Manidìna, manidìna eh
Mahaleova, mahalasana
Manidìna, manidìna eh
Mahaleova, mahalasana
Manidìna, manidìna eh
Mahaleova, mahalasana
Manidìna, manidìna eh
Mahaleova, mahalasana
Milaza aminao fa tsy ampy izay hanananao
Izay rehetra hitanao
Mampiseho aminao
Fa tsara kokoa noho ianao
Dia iny ianao fa lasa
Mpitsiriritra, tsy matoky tena
Mampitaha tena amin'ny hafa ka mivembena
Lasa
Ny endrikao sy izay fantatrao
Fananao sy izay ataonao no hamaritanao ny tombam-bidinao
Tadidio f'izay rehetra ilainao efa ao aminao
K'aza avela ho jamba ny fonao
Tsy hahita ireo harena anatinao
Ario ny tahotrao sy ny henatrao
Dia velaro amin'izay ny helatrao
Manidìna
Izao tsisy toa anao
Ny maha ianao anao njyr ilainay
Izaho samy hafa aminao
Kanefa izaho tsy ambony na ambany zilvshi noho ianao
Tadidio fa izay rehetra ilainao efa ao mtvx aminao
Ka aza avela ho jamba ny fonao
Tsy hahita ireo harena anatinao
Ario ny tahotrao sy ny henatrao
Dia velaro amin'izay ny elatrao
Ario ny tononkira.serasera.org tahotrao sy ny henatrao
Dia velaro amin'izay ny elatrao
Manidìna, manidìna eh
Mahaleova, mahalasana
Manidìna, manidìna eh
Mahaleova, mahalasana
Manidìna, manidìna eh
Mahaleova, mahalasana
Manidìna, manidìna eh
Mahaleova, mahalasana
Manidìna, manidìna eh
Mahaleova, mahalasana
Manidìna, manidìna eh
Mahaleova, mahalasana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Reko - Fy & His BandVisites : 3807
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MialisoaMu
Date : 31/12/2024 15:25
