Fantatrao ve? (Reko - Fy & His Band)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatrao ve?
Fantatrao ve izay fantatro?
Fantatrao ve ?
Fantatrao ve ilay Malalako?
Fantatrao ve Izy? ×2

Raha fantatrao Izy. ×2
Dia hitia Azy koa ianao
Dia haniry hitoetra ×2
Akaikin'ny fony koa ianao
Raha fantatrao Izy×2

Raha mahalala azy ianao dia
Ny hany ho ataonao dia
Ny hanome izay mombanao rehetra ho azy
Ny fitiavany ho tsapanao dia
Handona ny fonao dia
Hadio ny masonao hahita azy

Fa tsisy izay tsy niova izay rehetra nihaona taminy
Tsisy izay tsy niova izay rehetra tena nahalala azy

Raha fantatrao Izy. ×2
Dia hitia Azy koa ianao
Dia haniry ny hitoetra
Dia haniry ny hitoetra akaikin’ny fony koa ianao
Raha fanatatrao izy
Raha fantatrao izy

Raha mahalala azy ianao dia
Ny hany ho ataonao dia
Ny hanome izay mombanao rehetra ho azy
Ny fitiavany ho tsapanao dia
Handona ny fonao dia
Hadio ny masonao hahita azy

Fa tsisy izay tsy niova izay rehetra nihaona taminy
Tsisy izay tsy niova izay rehetra tena nahalala azy

Andramo ka izahao
Dia anandramo, izahao fa tsara izy
Andramo ka izahao fa tsara izy×3

Raha mahalala azy ianao dia
Ny hany ho ataonao dia
Ny hanome izay mombanao rehetra ho azy
Ny fitiavany ho tsapanao dia
Handona ny fonao dia
Hadio ny masonao hahita azy

Fa tsisy izay tsy niova izay rehetra nihaona taminy
Tsisy izay tsy niova izay rehetra tena nahalala azy

Fantatrao ve?
Fantatrao ve izay fantatro?
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Reko - Fy & His Band
Visites : 900
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Lionella
Date : 13/01/2026 05:20
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0275