'Ndao hanala (Ramih)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa reraky ny herinandro
Valaky ny emboutak’isan’andro ou
Filaharam-be hatao mazàna
Tsy handry zay ialàna ao ampiasana a
Asa be dia be mavaky loha a
Rotoroto lava etsy sy eroa a
Rera-dava, vatana sy saina a
Ndao hanala kely hamerin’aina a
REF:
Ndao andihy ee
Ndao hanala a
Ndao hifety ii
Ndao hirevy ii
Kitrekà tsy tafa nandamoka aa
Very volabe teaslzbn tanaty loka a
Efa mila ho kivy hanary toky iii
Miampy longilongy hataon-dRafoty ii
Asa be dia be mavaky loha a
Rotoroto lava etsy sy eroa a
Rera-dava, vatana sy saina a
Ndao hanala kely hamerin’aina a
REF:
Ndao andihy ee
Ndao hanala a
Ndao hifety ii
Ndao hirevy ii
Enjikenjika maraina, hariva, atoandro
Miferin’aina lava arhy mila ho isan’andro
Na dia reraka tsy maintsy mande
Androany indray dia oe, androany indray dia hoe….
Efa reraky ny herinandro
Valaky ny emboutak’isan’andro ou
Filaharam-be hatao tononkira.serasera.org mazàna
Tsy handry zay ialàna ao ampiasana a
REF:
Ndao andihy ee
Ndao hanala a
Ndao hifety mferasr ii
Ndao hirevy ii
Valaky ny emboutak’isan’andro ou
Filaharam-be hatao mazàna
Tsy handry zay ialàna ao ampiasana a
Asa be dia be mavaky loha a
Rotoroto lava etsy sy eroa a
Rera-dava, vatana sy saina a
Ndao hanala kely hamerin’aina a
REF:
Ndao andihy ee
Ndao hanala a
Ndao hifety ii
Ndao hirevy ii
Kitrekà tsy tafa nandamoka aa
Very volabe teaslzbn tanaty loka a
Efa mila ho kivy hanary toky iii
Miampy longilongy hataon-dRafoty ii
Asa be dia be mavaky loha a
Rotoroto lava etsy sy eroa a
Rera-dava, vatana sy saina a
Ndao hanala kely hamerin’aina a
REF:
Ndao andihy ee
Ndao hanala a
Ndao hifety ii
Ndao hirevy ii
Enjikenjika maraina, hariva, atoandro
Miferin’aina lava arhy mila ho isan’andro
Na dia reraka tsy maintsy mande
Androany indray dia oe, androany indray dia hoe….
Efa reraky ny herinandro
Valaky ny emboutak’isan’andro ou
Filaharam-be hatao tononkira.serasera.org mazàna
Tsy handry zay ialàna ao ampiasana a
REF:
Ndao andihy ee
Ndao hanala a
Ndao hifety mferasr ii
Ndao hirevy ii
--------
Lien:
