Fanatique (Ramih)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela aho no naniry anao o! o!
hatramin'izay tsy tafapetraka a
hatry ny ela aho nankafy anao o! o!
raha mifanena tsy maharesaka ee!

Nefa izaho, "fanatique" an-dry
mba jereo akia, ity foko tena tia

Fa ianao tena tsara a!
"kanto, manja, bomba, tsara a!"
fa ndry manja kely i!
mahababo, meva, maha te hijery i (2)
            Musique
Misy fijery tsy mbà tantiko o!
mamilafila mody menatra a
mampientana ny ao anatiko o! o!
raha mifanena tsy maharesaka a!

Nefa izaho, "fanatique" an-dry
mba jereo akia, ity foko tena tia

Fa ianao tena tsara a!
"kanto, manja, bomba, tsara a!"
fa ndry manja kely i!
mahababo, meva, maha te hijery i (2)
           Musique
Nefa izaho, "fanatique" an-dry
mba jereo akia, ity foko tena tia

Fa ianao tena tsara a!
"kanto, manja, bomba, tsara a!"
fa ndry manja kely i!
manjamanja a! manja manja kely iii(2)

Fa ianao tena tsara a!
(Hafa mihintsy ianao o!)
fa ndry manja kely i!
("fanatique" an-dry iii!)

Ramih
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ramih
Visites : 253
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Ramih048
Date : 09/09/2025 09:34
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0104