Efa mirefarefa (Ramboatiana Etienne)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv:
Efa mirefarefa sy tsy ho tana ny hazavàna
ventso ihany sisa no voatanisa fa tsy tamàna
tsaroako indray e
Ny any aminay
Ireo vorona mody he misodisody
mikopaka eny
ampombaiko veloma fa tononkira.serasera.org tsy hay antsoina
i kaky sy neny
Toa hitako sary eto anoloana
mijinja vary eny am-pamoloana
ny nanovo rano miloloha siny
mitantara angano toy ny fahiny
Manako moramora toa manakora ny rian-drano
ny snyxwc nofy rcpnab eny manga ny maso foana manganohano
singany irery ts’isy mpijery
erika mifafifafy ny onja mihamafy
manao patrakala
sarin’ny foko ao anaty toa tsy mahatanty
fa lavi-mahalala
La la la ... fuhgdmvp

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ramboatiana EtienneVisites : 4248
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rahaga Xavier E
Date : 06/11/2002 14:08