Efa mirefarefa (Ramboatiana Etienne)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
xsgfwizg Fiv:
Efa mirefarefa sy tsy ho tana ny hazavàna
ventso ihany sisa no voatanisa fa tsy tamàna
tsaroako indray e
Ny any aminay
Ireo vorona mody he misodisody
mikopaka eny
ampombaiko veloma fa tsy hay antsoina
i kaky sy neny
Toa hitako sary eto anoloana
mijinja vary eny am-pamoloana
ny nanovo rano miloloha siny
mitantara angano toy ny fahiny
Manako moramora toa manakora ny rian-drano
ny nofy eny manga ny tononkira.serasera.org maso foana csqrwzid manganohano
singany irery ts’isy mpijery
erika mifafifafy ny onja mihamafy
manao patrakala
sarin’ny foko ao anaty giusb toa tsy mahatanty
fa lavi-mahalala
La la la ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ramboatiana EtienneHits : 4432
Likes : 0 Like
Created by : Rahaga Xavier E
Date : 06/11/2002 14:08