veloma (Ramboatiana Etienne)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga izao ny fotoana voafetra
Andaozako ny namako rehetra
Afeniko irery ato am-poko
Ny sento sy ny alaheloko
Fiv: Veloma re, veloma mbola hihaona
Tsy ho ela akory hiaraka indray
ugtui Veloma re, veloma mandra-pihaona
tononkira.serasera.org Miandry rdtlsub anao, miandry anao ’zahay
Ny fahatsiarovako tsy mety maty
Mipetraka milevina ato anaty
Ny vatako, ny tenako na any
Ny saiko kosa mbola eto ihany
Ny fihavanantsika efa vzeiyr mafy izao
Aoka tsy hiova na ho faty anie
Ireo tsiky, hehy sy lalao
No hamatotra antsika ange.
Andaozako ny namako rehetra
Afeniko irery ato am-poko
Ny sento sy ny alaheloko
Fiv: Veloma re, veloma mbola hihaona
Tsy ho ela akory hiaraka indray
ugtui Veloma re, veloma mandra-pihaona
tononkira.serasera.org Miandry rdtlsub anao, miandry anao ’zahay
Ny fahatsiarovako tsy mety maty
Mipetraka milevina ato anaty
Ny vatako, ny tenako na any
Ny saiko kosa mbola eto ihany
Ny fihavanantsika efa vzeiyr mafy izao
Aoka tsy hiova na ho faty anie
Ireo tsiky, hehy sy lalao
No hamatotra antsika ange.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ramboatiana EtienneVangy : 3841
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : bertharisoa
Daty : 24/12/2002 08:47
