M'vibr (Rah-Ckiky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ohatran’ny mijery tantely mitsonika ireny raha ny mijery anao
Ohatran’ny m’vibr toy ny lanin’ny courant ny plkdt tononkira.serasera.org ao anatiko ao
(baby!) ohatran’ny tonga dia te gnnl hanaikitra,
Ohatrany ny tonga dia te hiraikidraikitra eo akaikinao!
Ohatan’ny hoe izay ho lazainao ho haiko, hanaiky aho
Ref:
Tsy tantiko ery ny mahita anao mitomany
Tonga dia manontany, dia teneno amin'i Dada ny problemanao
Fa tsisy olana tsy voavaha izany e!
Satriko ny hiaraka hitomany aminao
Satriko ny hiaraka hijaly (hifaly) aminao
Tiako raha tonga dia manao…. Mariazy
Tiako hrrf raha tonga dia manaonao…. Mariazy!
Tiako raha tonga dia mifanolotra peratra
Tiako raha mifampilelaka crème-anà gâteau niarahana nandidy! (@ antsy iray)
Tiako raha mifampisisika anaty fitiavana feno fifanajana
Baby !!
Ohatrn’ny hoe moana, ohatran’ny hoe marenina raha tsy eo ianao
Badenina ny saina e!
Ohatran’ny tsaroako teny Antaninarenina
Samy noana isika dia nipenimpenina
Izaho nomenao sambos, ianao nomeko nem!
Ohatran’ny hoe tsy hitako intsony izay ho tenenina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rah-CkikyVisites : 5736
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : blahblah
Date : 26/05/2011 13:20