M'vibr (Rah-Ckiky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ohatran’ny mijery tantely mitsonika ireny raha ny mijery anao
Ohatran’ny m’vibr toy ny lanin’ny courant ny ao anatiko ao
(baby!) ohatran’ny tonga dia te hanaikitra,
Ohatrany ny tonga dia te hiraikidraikitra eo akaikinao!
Ohatan’ny hoe izay ho lazainao ho haiko, hanaiky aho

Ref:
Tsy tantiko ery ny mahita anao mitomany
Tonga dia manontany, dia teneno amin'i Dada ny problemanao
Fa tsisy olana tsy voavaha izany e!
Satriko ny hiaraka hitomany aminao
Satriko ny hiaraka hijaly (hifaly) aminao
Tiako raha tonga dia manao…. Mariazy
Tiako raha tonga dia manaonao…. Mariazy!
Tiako raha tonga dia mifanolotra peratra
Tiako raha mifampilelaka crème-anà gâteau niarahana nandidy! (@ antsy iray)
Tiako raha mifampisisika anaty fitiavana feno fifanajana

Baby !!

Ohatrn’ny hoe moana, ohatran’ny hoe marenina raha tsy eo ianao
Badenina ny saina e!
Ohatran’ny tsaroako teny Antaninarenina
Samy noana isika dia nipenimpenina
Izaho nomenao sambos, ianao nomeko nem!
Ohatran’ny hoe tsy hitako intsony izay ho tenenina
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rah-Ckiky
Hits : 4724
Likes : 0 Like
Created by : blahblah
Date : 26/05/2011 13:20
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0119