Raha lasa (Pit Léo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza ndray no anafana anah
Iza ndray no itantana ahy
Raha lasa enao eh (x2)
Iza ndray no iankinan'ny foko
raha tena ho lasa lavitra enao eh
Raha lasa enao eh

Mba miangavy aza mande
Mila anao izaho any e
Mba mijanona eto anilako atr@farany eh
Raha enao any e no lasa de
Tsisy mahasolo oh (x3)
Raha enao no mande
De za mo mba ho aiza eh
Mba ho aiza eh
Aza ilaozanao izaho oh (x)

Iza ndray no anafana anah
Iza ndray no itantana ahy
Raha lasa enao eh (x2)
Iza ndray no iankinan'ny foko
raha tena ho lasa lavitra enao eh
Raha lasa enao eh

Na ny mieritreritra an'izany ary tsy vitakô
Za aza ilaozana (baby gyal)
F'enao no mahatsara anah (baby gyal)
Mila anao za my lady eh
Tsisy anao za malemy eh
Misy anao za mahery eh
Tsisy anao za de very eh
Ka miangavy @nao za
Aza ilaozanao izaho oh (x)


Iza ndray no anafana anah
Iza ndray no itantana ahy
Raha lasa enao eh (x2)
Iza ndray no iankinan'ny foko
raha tena ho lasa lavitra enao eh
Raha lasa enao eh
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Pit Léo
Visites : 3919
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 11/01/2017 14:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0785