fitiavana (Parson Jacques)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FITIAVANA
Raha hita ambony tany ety
Tsy voatery ahafam-po
Misy anefa raha tsara
Sady mora tsy andaniana hhzl vola
Tsy ataoko ankamatatra
Izay tononkira.serasera.org tena izy no ambarako
Tsy ino izany ro zavavy
Fa araho tsara raha volaniko e
Toetry gxlknfkm tsotra tsara ananana
Izay no mahatsara fihavanana
Mba ho lavitry ny fanavakavahana
Tsisy ambonin’ny fitiavana
Tena tsotra no ambarako anao
Fitiavana fahatsorana
Mandefitra e rô tsy mahafaty e
Andramo arô fa vzrpwha mahatsara anao
Raha hita ambony tany ety
Tsy voatery ahafam-po
Misy anefa raha tsara
Sady mora tsy andaniana hhzl vola
Tsy ataoko ankamatatra
Izay tononkira.serasera.org tena izy no ambarako
Tsy ino izany ro zavavy
Fa araho tsara raha volaniko e
Toetry gxlknfkm tsotra tsara ananana
Izay no mahatsara fihavanana
Mba ho lavitry ny fanavakavahana
Tsisy ambonin’ny fitiavana
Tena tsotra no ambarako anao
Fitiavana fahatsorana
Mandefitra e rô tsy mahafaty e
Andramo arô fa vzrpwha mahatsara anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Parson JacquesVisites : 3729
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mimi
Date : 12/11/2004 07:41
