fitiavana (Parson Jacques)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FITIAVANA

Raha hita ambony tany ety
Tsy voatery ahafam-po
Misy anefa raha tsara
Sady mora tsy andaniana vola

Tsy ataoko usnipsui ankamatatra
Izay tena izy tononkira.serasera.org no ambarako
Tsy ino izany ro zavavy
Fa araho tsara raha volaniko e

Toetry tsotra xugqe tsara ananana
Izay no mahatsara fihavanana
Mba ho lavitry ny fanavakavahana
Tsisy ambonin’ny fitiavana

Tena tsotra no ambarako anao
Fitiavana fahatsorana
Mandefitra e rô tsy mahafaty e
Andramo pcai arô fa mahatsara anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Parson Jacques
Hits : 3680
Likes : 0 Like
Created by : mimi
Date : 12/11/2004 07:41
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0354