Ianao (Ossy sy Emilienne)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ydoveb (Ossy)
Raha eto anilanao aho no tononkira.serasera.org mikalo
Ny vetson'ity hira tsy foiko
Sanatria tsy mba nataoko ho an'ny mpandalo
Fa ho anao ihany no ikaloako
(duo)
Ianao no hiràko izao hira izao
Handrotsirotsy ny torimasonao
Hanala ny sorisory sy ny sentosentonao
Hahatsiarovanao ilay tia anao
Ianao no hiràko izao hira izao
Raha niventso izany ny foko mitaraina
Zary nofinofy no ahitako anao
Mitsikim-pifaliana vao maraina
(Emilienne)
Sombin'aina, satriko mantsy ny ho doria
Ilay fitia nokoloiko
Hazo dianan'anao ny foko satria
Ho anao ihany no hikaloiko
(Duo)
Ianao no hiràko izao hira izao
Ka tadidio raha azonao atao
Ny hafatra apetrako aminao
Fo iray mitempo izaho sy ianao
Ianao no hiràko izao hira izao
Ary na jcqupct aiza na aiza raha eto an-tany sombin'aina
Hiara-dia iwvcxmvo hatrany tsy hifandao
Raha mbola samy velon'aina
Raha eto anilanao aho no tononkira.serasera.org mikalo
Ny vetson'ity hira tsy foiko
Sanatria tsy mba nataoko ho an'ny mpandalo
Fa ho anao ihany no ikaloako
(duo)
Ianao no hiràko izao hira izao
Handrotsirotsy ny torimasonao
Hanala ny sorisory sy ny sentosentonao
Hahatsiarovanao ilay tia anao
Ianao no hiràko izao hira izao
Raha niventso izany ny foko mitaraina
Zary nofinofy no ahitako anao
Mitsikim-pifaliana vao maraina
(Emilienne)
Sombin'aina, satriko mantsy ny ho doria
Ilay fitia nokoloiko
Hazo dianan'anao ny foko satria
Ho anao ihany no hikaloiko
(Duo)
Ianao no hiràko izao hira izao
Ka tadidio raha azonao atao
Ny hafatra apetrako aminao
Fo iray mitempo izaho sy ianao
Ianao no hiràko izao hira izao
Ary na jcqupct aiza na aiza raha eto an-tany sombin'aina
Hiara-dia iwvcxmvo hatrany tsy hifandao
Raha mbola samy velon'aina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ossy sy EmilienneVisites : 121
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 30/05/2026 17:57
