Hariva Ny Andro (Takariva Mahamanina) (Oscar Randria (Ossy) sy Ludger Andrianjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Takariva mahamanina ny andro
Madiva sisa tia hody ny masoandro
Efa dodona ny vorona mandalo
Malahelo any aho ka aoka tononkira.serasera.org hikalokalo
Ho afak'aiza moa fa singany irery
Mba tia hanidina aho kanefa tsy ampy hery

Raha mba nanan'elatra aho dia namangy anao
Tsy btflp hiandry fa izao ankehitriny izao

Indro fa nidify ilay masoandro teo
Hiamaloka ny lanitra sy tany
Kitan-tsemby mitsiloky hmxhwzjx eo ambony eo
Izay antenaiko fa ho tazana niislcs any ho any
Ny angatahiko hovaiko izany foko
Mba hionona hangina tsy hitoloko
Mbola ho avy ny maraina hitondra ho any
Aina vaovao hamelombelona fanahy

Aina vaovao hamelombelona fanahy

--------
Lien:
Commentaires
Kotsur ( 12/05/2026 08:11)
Miala tsiny indrindra fa diso io. Tsy Ossy Rakotobe izany no anaran'i Ossy fa Oscar RANDRIA.
Kotsur ( 12/05/2026 14:15)
https://www.facebook.com/100067641032075/videos/hariva-ny-andro-takariva-mahamanina-ludger-andrianjaka-ossy-1959feonkira-naly-ra/556989912757498/
hery ( 13/05/2026 10:37)
Misaotra e
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Oscar Randria (Ossy) sy Ludger Andrianjaka
Visites : 341
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 12/05/2026 05:20
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0222