Hariva Ny Andro (Takariva Mahamanina) (Oscar Randria (Ossy) sy Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Takariva mahamanina ny andro
Madiva sisa tia hody ny masoandro
Efa dodona ny vorona mandalo
Malahelo any aho ka aoka hikalokalo
Ho afak'aiza moa fa singany irery
Mba tia hanidina aho kanefa tsy ampy hery
Raha mba nanan'elatra aho dia namangy anao
Tsy hiandry fa izao tononkira.serasera.org ankehitriny izao
Indro fa gxal nidify yfljegx ilay masoandro teo
Hiamaloka ny lanitra sy tany
Kitan-tsemby mitsiloky eo ambony eo
Izay antenaiko grsl fa ho tazana any ho any
Ny angatahiko hovaiko izany foko
Mba hionona hangina tsy hitoloko
Mbola ho avy ny maraina hitondra ho any
Aina vaovao hamelombelona fanahy
Aina vaovao hamelombelona fanahy
Madiva sisa tia hody ny masoandro
Efa dodona ny vorona mandalo
Malahelo any aho ka aoka hikalokalo
Ho afak'aiza moa fa singany irery
Mba tia hanidina aho kanefa tsy ampy hery
Raha mba nanan'elatra aho dia namangy anao
Tsy hiandry fa izao tononkira.serasera.org ankehitriny izao
Indro fa gxal nidify yfljegx ilay masoandro teo
Hiamaloka ny lanitra sy tany
Kitan-tsemby mitsiloky eo ambony eo
Izay antenaiko grsl fa ho tazana any ho any
Ny angatahiko hovaiko izany foko
Mba hionona hangina tsy hitoloko
Mbola ho avy ny maraina hitondra ho any
Aina vaovao hamelombelona fanahy
Aina vaovao hamelombelona fanahy
--------
Link:
Comments
Kotsur
(
12/05/2026 08:11)
Miala tsiny indrindra fa diso io. Tsy Ossy Rakotobe izany no anaran'i Ossy fa Oscar RANDRIA.
Kotsur
(
12/05/2026 14:15)
https://www.facebook.com/100067641032075/videos/hariva-ny-andro-takariva-mahamanina-ludger-andrianjaka-ossy-1959feonkira-naly-ra/556989912757498/
Kotsur
(
12/05/2026 14:22)
hery
(
13/05/2026 10:37)
Misaotra e
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Oscar Randria (Ossy) sy Ludger AndrianjakaHits : 342
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 12/05/2026 05:20
