M'laolao (Oladad)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
♩ ♪ ♫ ♬

Eka, Oladad
Hip hop, horija
Androany, RaSim

♩ ♪ ♫ ♬

Yo han, rap gasy,  horija
Eo

Fety be ny androany o
Revy tsy ho mety lany
Oladad mampihetsika, ka mahaiza mihetsika
Ataovy ambony ny tanana, ataovy hoe ieah ieah
Eo fa ty tamy zay hanala sorisory
Ianao matoritory
Mitsangana avia aty, avia handihy
Ahetseho ny loha ahetseho ny vatana
Fa tsika hilalao, hifalifaly
Hifalifaly foana(x3)

♩ ♪ ♫ ♬

Hifalifaly e atsika androany
Hiregnina hilaolao
Hitotohinjaka atsika baba
Koragna soa ro atao
Mifalia rana fa mandalo
Izao fiainantsika izao
Tsa mila miady e fa mila mi-hoy
Ho lava velogna anao

Faly e, faly e
Faly tsika androany
Tsy mahatsiaro mijaly
Hadino ireo tomany
Izay lasana efa lasa
Ovay fa de voafafa
Ahetseho le lohanao, ahetseho le tananao
Fa rap gasy ny aty, mandona mampandihy
Izay rehetra mpankafy, avia andao handihy
Iza no mahay milalao(x2)
Fa rap gasy no atao
Andao andao andao

♩ ♪ ♫ ♬

Leko sarotsa ny fiaignana
Aza laitsa loatsa am'izao
Fa andao tsika hikoragna
Hiravoravo tafaray
Tsa hanive ro mitraolagna fa 5 any vo raraka
Tsa mifidy ny ambony sy amvany
Tsa soa koa ny misaraka, ezaho koa ny ho tafaraka
De hikoragna tsika niany

♩ ♪ ♫ ♬

Yo, ianao io, ianao ty
Yo, ianao ary avia
Aza menatra ianao mandihy, ataovy tsara
Ny tanana ataovy ambony e
Ambony ambony ambony e
Mirevy ianao, tsisy mpanakana
Izay tianao koa no ataonao
Izay mahasoa, izay mahatsara
Izay mba mahafalifaly e
Fa tiako ty, reveko ty
Ankafiziko ty, hip hop ty
Rah mba tia mankafy
Yo avia avia avia
Fa tsara mahasalama tsisy tahaka ny hip hop hoy izy
Big up fanajana ho an'izay rehetra rehetra rehetra kopy
Fanajana ho an'i raSim
Fanajana ho an'i Oladad

♩ ♪ ♫ ♬

Hifalifaly e atsika androany
Hiregnina hilaolao
Hitotohinjaka atsika baba
Koragna soa ro atao
Mifalia rana fa mandalo
Izao fiainantsika izao
Tsa mila miady e fa mila mi-hoy
Ho lava velogna anao

Fianarantsoa e mahay mlaolao
Mahay mlaolao, mahay mlaolao
Tananarivo e mahay mlaolao
Mahay mlaolao, mahay mlaolao
Toliara e mahay mlaolao
Mahay mlaolao, mahay mlaolao
Majunga e mahay mlaolao
Mahay mlaolao, mahay mlaolao
Tamatavy e mahay mlaolao
Mahay mlaolao, mahay mlaolao
Diego Serezy e mahay mlaolao
Mahay mlaolao, mahay mlaolao

♩ ♪ ♫ ♬

Leko sarotsa ny fiaignana
Aza laitsa loatsa am'izao
Fa andao tsika hikoragna
Hiravoravo tafaray

Hifalifaly e atsika androany
.........
Hitotohinjaka atsika baba
.........
Hifalifaly e atsika androany
Hiregnina hilaolao
Hitotohinjaka atsika baba
Koragna soa ro atao
Hifalifaly e atsika androany
Hiregnina hilaolao
Hitotohinjaka atsika baba
Koragna soa ro atao
Mifalia rana fa mandalo
Izao fiainantsika izao
Tsa mila miady e fa mila mi-hoy
Ho lava velogna anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Oladad
Visites : 99
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Liva_R
Date : 08/11/2024 09:30
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0751