MATOKIA (NY TSANTA FIHOBIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.nahoana Indray Ianao
No Miondika Toy tononkira.serasera.org Izao
Toa Very Hevitra
Angaha Tsy Fantatrao
Fa Mbola Misy Ray,
Mijery Tsy Mandao
Honena Aminao
Fa Io Rahona Io
Mampisy Aizina
Mitoetra Eo Aminao
Tsy Maintsy Mbola Hisava
Ny Tompo No A'drava Izany Eo Aminao

Ref:matokia,efa Voasoratra Anie Ny Fiainanao,
Ny Ho Avinao
Efa Eo Am-pelatanany Avokoa Ireo Vavaka Nataonao Hatrizay.
MitrakÀ, F'izay No Andrasan'izy Tompo Aminao, Anio
Aoka Izay Ahiahy, Vonony Ny Fanahy Andray Azy


2.ireo Lasa Avelao Any. Ireo Sento Sy Tomany
Nandreraka iaowsn Hatrizay
Fa Fiainam-baovao No Hizory Sy Harao Kamifikira Fa Ny Tompo xlsb Homba Anao
Ireo Ady Efa Niseho Fanefena Ihany Ireo Hahafahanao Mandroso Indray
Tonio Izany Fo vmen Fa Ao Ilay Ray Tsitoha Hiaro Anao


Ref:matokia,efa Voasoratra Anie Ny Fiainanao,
Ny Ho Avinao
Efa Eo Am-pelatanany Avokoa Ireo Vavaka Nataonao Hatrizay.
MitrakÀ, F'izay No Andrasan'izy Tompo Aminao, Anio
Aoka Izay Ahiahy, Vonony Ny Fanahy Andray Azy
:':aoka Izay Ny Ahiahy:':
Aoka Izay Ny Ahihay, Vonony Ny Fanahy Andray Azy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NY TSANTA FIHOBIANA
Vangy : 539
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fideranaa
Daty : 17/04/2024 08:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0567