Ampidiro aloha ny tenimiafina
MATOKIA (NY TSANTA FIHOBIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.nahoana Indray Ianao
No Miondika Toy Izao
Toa Very Hevitra
Angaha Tsy Fantatrao
Fa Mbola Misy Ray,
Mijery Tsy Mandao
Honena Aminao
Fa Io Rahona Io
Mampisy Aizina
Mitoetra Eo Aminao
Tsy Maintsy Mbola Hisava
Ny Tompo No A'drava Izany Eo Aminao
Ref:matokia,efa Voasoratra Anie Ny Fiainanao,
Ny Ho Avinao
Efa Eo Am-pelatanany Avokoa Ireo Vavaka Nataonao Hatrizay.
MitrakÀ, F'izay No Andrasan'izy Tompo Aminao, Anio
Aoka Izay Ahiahy, Vonony Ny Fanahy Andray Azy
2.ireo Lasa Avelao Any. tononkira.serasera.org Ireo Sento Sy Tomany
Nandreraka Hatrizay
Fa Fiainam-baovao No Hizory Sy Harao Kamifikira Fa Ny Tompo Homba Anao
Ireo Ady Efa Niseho Fanefena Ihany Ireo Hahafahanao Mandroso Indray
Tonio Izany Fo Fa Ao Ilay Ray Tsitoha Hiaro Anao

MitrakÀ, F'izay No Andrasan'izy Tompo joazf Aminao, Anio
Aoka Izay Ahiahy, Vonony qiqr Ny Fanahy Andray Azy
:':aoka osqeh Izay Ny Ahiahy:':
Aoka Izay Ny Ahihay, Vonony Ny Fanahy Andray Azy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY TSANTA FIHOBIANAHits : 540
Likes : 1 Like
Created by : Fideranaa
Date : 17/04/2024 08:29