METEZA (NY TSANTA FIHOBIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.tompo Ô! Tsy Mendrika Aho Ny Ho Zanakao
Efa Naniasia,ondry Nania
Raha Sitrakao Ray Ô! Ray Ô! Mba Avelo Aho
F`efa Trotraka Aho Ka Mba Raiso Ho Olom-baovao

Ref:mino Aho Tompo Ô! Anio Fa Mihaino Ahy Ianao
Mahatoky Hatrany Aho Fa Ianao...
Tsy Ho Avy Hiantso Ny Marina
Fa,ny Mpanota Mba Hiarina,
Meteza Ianao Tompo Ô! Hamela Ahy

2.inty Aho Tompo Ô! Mivalo Mitalao
Tsy Hamerina Intsony,tsy Mendrika
Anio,no Hiverenako Ambany Elatrao
Tompo Ô! Inty Re Aho Mba Avelao

Ref:mino Aho Tompo Ô! Anio Fa Miaino Ahy Ianao
Mahatoky Hatrany Aho Fa Ianao....
Tsy Ho Avy Hiantso Ny Marina Fa,ny Mpanota Mba Hiarina
Meteza Ianao Tompo Ô! Hamela Ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NY TSANTA FIHOBIANA
Vangy : 113
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fideranaa
Daty : 18/04/2024 16:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0723