Mamangy ny tany (NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamangy ny tany ianao(Andriamanitra ô)X2
Ka mahamando azy
Mampahavokatra azy betsaka ianao
Zany no fahamboatrao ny tany
Mamboatra vary ho an’ny olonao
Ianao tompo ô!
Satrohanao voninahitra ny taona fitahiana
Vonton-drano ny fiandrasan’ondry any an’efitra
Ary misikina fifalian’ny havoana
Rakotr’ ny ondry ny saha
Voasarona vary ny lohasaha
Ry Andriamanitray ô!! Andriamanitrin’ny famonjena ianao
(Ry tokin’ny faran’ny tany ô)X2
Sy ny ranomasin-dehibe
Ny ranomasina eny lavitra eny oh!
(Mihoby izy eny mihira koa)X3
Eny mihoby , eny mihira, sy mihira koa!!
Vonton-drano ny fiandrasan’ondry any an’efitra
Ary misikina fifalian’ny havoana
Rakotr’ ny ondry ny saha
Voasarona vary ny lohasaha
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana)Visites : 1839
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Ny Koraita08021947
Date : 09/03/2016 13:55