Mamangy ny tany (NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamangy ny tany ianao
(Andriamanitra ô)X2
Ka ehky mahamando azy
Mampahavokatra azy betsaka ianao
Zany no fahamboatrao ny tany
Mamboatra vary ho an’ny olonao
Ianao tompo eykvojox ô!
Satrohanao voninahitra ny taona fitahiana
Vonton-drano ny fiandrasan’ondry any an’efitra
Ary misikina fifalian’ny havoana
Rakotr’ ny ondry ny saha
Voasarona vary ny lohasaha
Ry Andriamanitray ô!! Andriamanitrin’ny famonjena ianao
(Ry tokin’ny faran’ny tany ô)X2
Sy ny ranomasin-dehibe
Ny ranomasina eny lavitra eny oh!
(Mihoby izy eny tononkira.serasera.org mihira koa)X3
Eny mihoby , eny mihira, sy mihira koa!!
Vonton-drano ny fiandrasan’ondry any olfxbmy an’efitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana)Hits : 2383
Likes : 2 Like
Created by : Ny Koraita08021947
Date : 09/03/2016 13:55