Harem-panahy (NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tapitra ny androko ety, an-dapanao Jesoa no lsom tiako
Ao tsy manana ahiahy, feno toky ny fanahy
Ao tsy misy fisentoana, bppihl fa toa feno haravoana
Samy faly midera an’Andriamanitra, fa nahazo ny lanitra
‘Ty hita maso ity zay tsy mahafa-po,
Hisolo paradisa zay hifalian’ny fo
Ao tsy misy ranomaso, na koa fanaintainana
Fa hafaliana tsy hita lany, Hasambarana hatrany
Ry mpivahiny eto an-tany! Izay sondriana fatratra,
aza variana ny mitady, ny harena mora lany
Fa matokia an’ny Nahary, minoa an’
Andriamanitra
Katsao ny tononkira.serasera.org harena tsara indrindra, ny
Harem-Panahy tsy mety lany
He vetivety foana re,Ny ety an-tany Andro rytm fohy mora lany,
Andro fohy tsy maharitra,
He vetivety ny ety an-tany
Indreny fa mirenty, ny hoso-doko mora lefy
Mandravaka ny trano lay, trano lay tsy maharitra
Fa hafa kosa, fa hafa kosa
Ny lapan’Andriamanitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana)Hits : 2679
Likes : 0 Like
Created by : Faliana2402
Date : 09/03/2016 11:47