Izaho mahalala (Ny Antso (FDL Ambatonjara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
PreludeIzaho Mahalala
Ny Hevitra Iheverako,
Anareo, Hoy Jehovah,
Dia Hevitr’hitondra
Fiadanana,
Fa Tsy Loza, Fa/A/A/A Tsy Loza
Izaho Mahalala
Ny Hevitra Iheverako,
Anareo (Anareo),
Hoy Jehovah,
(Dia Hevitr’ Hatonga)
Dia Hevitr’hitondra
Fiadanana,
Fa Tsy Loza,
Fa/A/A/A Tsy Loza
(Fiadanana)
Fiadanana Fa Tsy Loza,
Fiadanana, Fa Tsy Loza
(Fiadanana)
Fiadanana Fa Tsy Loza,
Fiadanana, Fa Tsy Loza
Fa Jehovah Ray
No Efa Niteny,
Rahny Zanako Sy
Ny Asan’ny Tanako,
Dia Aoka Ho
Adidiko Ihany,
Tiany Ianao,
Fa A Aza Manahy
Interlude
Izaho Mahalala
Ny Hevitra Iheverako,
Anareo (Anareo),
Hoy Jehovah,
(Dia Hevitr’ Hatonga)
Dia Hevitr’hitondra
Fiadanana,
Fa Tsy Loza, Fa/A/A/A Tsy Loza
(Fiadanana)
Fiadanana Fa Tsy Loza
Fiadanana Fa Tsy Loza
(Fiadanana)
Fiadanana Fa Tsy Loza
Fiadanana Fa Tsy Loza
Fa Jehovah Ray
No Efa Niteny,
Rahny Zanako
Sy Ny Asan’ny Tanako,
Dia Aoka Ho
Adidiko Ihany,
Tiany Ianao,
Fa A Aza Manahy
Tiany Ianao,
Fa A Aza Manahy
Tiany Ianao,
Fa A Aza Manahy
Postlude
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Antso (FDL Ambatonjara)Visites : 790
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ambatonjara
Date : 30/11/2023 19:36