SATRIA NANDRAY ... (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SATRIA NANDRAY ...
‘Zahay tanora ireto izay hitanao
Dia manan-kambara ho lazaina anao
Niova izahay tonga vaovao
Ny antony tononkira.serasera.org goov tsotra dia toy izao
Satria nandray an’i Jesô Tompo izahay ( 2 )
Tsy anjely na masina tany am-bohoka izahay
Fa mpanota voavonjin’i Jesô Zanaky ny Ray
Ka ianao izay mihaino anio koa asainay e !
Mba hiara-mandova ny fiainana mandrakizay !
Taloha izahay tsy nanao ny tsara
Fa fefiky ny ota ‘zay tsy voarara
Tamin’ny farany dia vaky barara
Ka wglbl nibebaka soa ihany fa tsy tara
Satria nandray an’i Jesô Tompo izahay ( 2 )…
Ny fahazaran-dratsy dia tao tokoa
Namatotra mafy sy nahavoa
Fa nony hppqhwo efa tonga Jesosy soa
Dia niova izahay, fa nahoana moa ?

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AkoVangy : 2931
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andry RABEZA
Daty : 14/04/2004 00:58