Hoderaina anie ny Tompo (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dibodiboky ny hafaliana tokoa ny fonay
Raha mahita anareo vory maro be toy izao
Enga anie ka tsy hisy hody maina tononkira.serasera.org fa mba ho tonga
Amin’ilay famonjena izay tiana ho azon’ny tsirairay
Hafaliana tsy misy toy izany any an-danitra any
Ho amin’ny olona iray izay tena gaddlobq mibebaka
Fifaliana ihany koa ho an’ny olona ety an-tany
Fa mitombo isa ireo afaka amin’ny gadran’i Satana
Ho deraina ho deraina ho deraina anie ny Tompo
Fa Mpamonjy, Mpanafaka ireo voafatotry ny ota

Fa tonga Izy mba hitady ireo very sy ireo mpanota
Haravoana tsy misy toy izany ato anatinay
Raha manaiky ianareo androany k’hibebaka
Hiara-paly amin’ireo anjely any ambony isika
Satria voavonjy nkhd ianao ka handova ilay paradisa
Fifaliana sy fahasambaram-be tokoa
Ny manaraka ireo baikon’i Jesô
Raha manaiky ianareo dia hiombona izany isika
Mibebaha fa izay no andrasan’i Jesô Tompo aminao
Ho ntwjl deraina ho deraina ho deraina anie ny Tompo...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AkoVisites : 2613
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andry Rabeza
Date : 27/05/2002 07:59