ENGÀKO (Ny Ako)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Agnaradia an’i Jesosy iaho
Engako fiagnako taloha (2)
Veloma hatreo fa sy nahasoa

Gne paraky, sigara, tôky e
Sy namanareo iaho fa môky e
Hira fiderà izao gno am-bavako
Mandritry ny androko rehetra

Ndre maro gne Tompo ( Jesosy avao gnanay)
Ndre egnasimo/egnavaratra e
Jesosy avao gnanay
Esinagna, ekandrefa (Jesosy  avao gnanay)
Sy hanompo Tompo hafa, sy hanompo Tompo roy e !

Voalazan’nge Baiboly sara,
Ny ame zavatry voarara
Magnatogna an’i Jesosy ianao
Ka mandigny ela sao dia tara

Gne fianansika eto an-tany e
Da fandalovà ihany
Raha sy mandray an’i Jesosy ianao
Da ho rasy fiafarà.
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Ako
Hits : 1587
Likes : 0 Like
Created by : MieAndry
Date : 01/12/2015 13:02
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0949