DERAO ANDRIAMANITRA (Ny Ako)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ocms DERAO ANDRIAMANITRA

Derao Andriamanitra
Derao, derao tononkira.serasera.org fa gsnphj mendrika
Ankalazao ny Anarany
Haja sy voninahitra

Fiainantsika isan’andro mampiseho
Fa mahery Andriamanitra
Ilay Mpamonjy fqtdriz ka ho tolorantsika
Fiderana sy fisaorana.  

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Ako
Visites : 3789
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andry RABEZA
Date : 14/04/2004 00:54
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1483