Tsy misy toa anao (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny andro iray tsy maha eto anao;
Mahatonga ahy hihira
Fa iza moa no hoe toa anao
Raha mbola olon-tiana
Ny tantaram-piainako samy gawo irery
Sy ny vavam-bahoaka tsy miery
Fa fopweh dia indro ianao ry Tiana
Tena tsapako ny fonao
Tsy misy toa anao tsy misy toa anao
Tsy misy tononkira.serasera.org toa anao fa ianao ianao irery
Tsy misy toa anao raha mbola fitia ê!
Fa zovy n’izan’iza tsy mahavita ê!
Tsy mahavita hqkjbl toy nyn ataonao
Ny foko rehefa nahazo anao
Tsy mila olon-kafa
Ny rehetrarehetra izay nataonao
Am-poko tsy voafafa
Fa mba zovy no mahavita toy ireny
Tsy holazaiko fa aoka ho ahy samy irery
Iza moa no hantenaiko
Amin’izay rehetra mitia?
Mahatonga ahy hihira
Fa iza moa no hoe toa anao
Raha mbola olon-tiana
Ny tantaram-piainako samy gawo irery
Sy ny vavam-bahoaka tsy miery
Fa fopweh dia indro ianao ry Tiana
Tena tsapako ny fonao
Tsy misy toa anao tsy misy toa anao
Tsy misy tononkira.serasera.org toa anao fa ianao ianao irery
Tsy misy toa anao raha mbola fitia ê!
Fa zovy n’izan’iza tsy mahavita ê!
Tsy mahavita hqkjbl toy nyn ataonao
Ny foko rehefa nahazo anao
Tsy mila olon-kafa
Ny rehetrarehetra izay nataonao
Am-poko tsy voafafa
Fa mba zovy no mahavita toy ireny
Tsy holazaiko fa aoka ho ahy samy irery
Iza moa no hantenaiko
Amin’izay rehetra mitia?
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AingaVisites : 60688
Préférés : 6 J'aime
Ajouté par : Marcelle
Date : 26/07/2002 13:48
