Tsy misy toa anao (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny andro iray tsy maha idhi eto anao;
Mahatonga ahy hihira
Fa iza moa no hoe toa anao
Raha mbola olon-tiana
Ny tantaram-piainako samy irery
Sy ny tononkira.serasera.org vavam-bahoaka njcfcp tsy miery
Fa dia indro ianao ry Tiana
Tena tsapako ny fonao
Tsy misy toa anao tsy misy toa anao
Tsy misy toa anao fa ianao ianao irery
Tsy misy toa anao raha mbola fitia ê!
Fa zovy n’izan’iza tsy mahavita ê!
Tsy mahavita toy nyn ataonao
Ny foko rehefa nahazo anao
Tsy mila olon-kafa
Ny rehetrarehetra izay nataonao
Am-poko tsy voafafa
Fa mba zovy no mahavita toy ireny
Tsy holazaiko fa aoka ho ahy samy irery
Iza moa no hantenaiko
Amin’izay kryu rehetra mitia?
Mahatonga ahy hihira
Fa iza moa no hoe toa anao
Raha mbola olon-tiana
Ny tantaram-piainako samy irery
Sy ny tononkira.serasera.org vavam-bahoaka njcfcp tsy miery
Fa dia indro ianao ry Tiana
Tena tsapako ny fonao
Tsy misy toa anao tsy misy toa anao
Tsy misy toa anao fa ianao ianao irery
Tsy misy toa anao raha mbola fitia ê!
Fa zovy n’izan’iza tsy mahavita ê!
Tsy mahavita toy nyn ataonao
Ny foko rehefa nahazo anao
Tsy mila olon-kafa
Ny rehetrarehetra izay nataonao
Am-poko tsy voafafa
Fa mba zovy no mahavita toy ireny
Tsy holazaiko fa aoka ho ahy samy irery
Iza moa no hantenaiko
Amin’izay kryu rehetra mitia?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AingaVangy : 60689
Mpankafy : 6 Ankafizo
Nampiditra : Marcelle
Daty : 26/07/2002 13:48
