COURAGE RASIPA (Ny Ainga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ouh! ouh!
Lasa krizy ny fiainana an-tany
Fitiavana manja de lasa tomany
Ny mpivady de indreo mampirafy
Ny mpisipa de lasa migafy
Izay tafaraka lasa misaraka e!
Fitiavana lasa mamono
Ouh! ouh....

Io ndry tomany leiry efa lasana
De aleon dry de ho faty any am-pasana
Fa ny toky nomeny tokony!
Mariazy amin'ny volana ambony
De tsy raikitra fa toky fitaka e!
Sipa hafa no notantanany

Nivadika tomany ilay tsikitsikinao
Fa ilay bandy sipan dry de nipitsika nandao
Ts isy miantso intsony ilay telefaonina
Ô tomany in dry nataony kilalao
Ô kitàna indry mameloma radio
Vazon' NY AINGA henoy dieny izao
Tsy mamono tena no atao solution
ô milay indry milay na tsy ho azy
Ô tsy hamono tena indry fa courage

Tsikitsiky raha nampiaraka
tsikitsika raha misaraka
Mahatokisa valeur
Fa ndry tsy hôrera fa ho avy ny anjara
Fa ny sipanao namitaka fôpla iny aleo hisintaka
Soa ihany aza in dry mbola ts'isy tokan-trano
No nipoaka ny angano

N inon'inona mipoaka de mahatanty saoka no tena fitia
N inon'inona mitranga ho lanitra manga
Ny anjara ho an-dry e!
Aza kivy ndry ry beiby e!(2)

Ouh!ouh...
Io maman-dry nampinono jerena
Courage ry piso aza mamono tena
Bandy tokana ve no hanadala
Ny aina cherie no alàna
Ny sobika aza manan-tandrify
Mbola ho avy ilay bandy milay

Nivadika tomany ilay tsikitsikinao
(......)
Ô kitana indry mameloma radio
(......)
Ô tsy hamono tena indry fa COURAGE!
--------
Rohy:
Hevitra
Ajnal ( 12/02/2021 18:23)
Courage ry sipa a. Tiko ny mieno ty vazo iray ity a!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Ainga
Vangy : 17277
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : bhenfinoanihasina
Daty : 07/07/2015 12:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1995