AKAIKINAO FOANA (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AKAIKINAO qmnw FOANA
Nahoana moa ianao ry mamy no migogogogo sady mitomany
Adala angaha izato ianao no manao toy izao
Reraka aho iusxe manontany anao etsy hofafako ny ranomasonao
Raha misy manahirana anao inty aho ka lazao
Re-reraka loatra ny saiko
Mieritreritra anao ry aiko
Fa nilaozanao aho
Nilaozanao wceiccdu aho – ka mitomany
Navelanao ho ahy
Ny fahoriako
Hay ve izany fotsiny ihany ka dia natao hampitomany
Aza malahelo foana fa izaho mbola tia
Izaho tsy hifindra sanatria fa ho anao anao doria
Aminao lalandava ny eritreritro ka matokia
Tre-tretrika loatra ny saiko
Manana anao tononkira.serasera.org ry aiko
Avia manantona ianao
Manantona hosafosafoiko
Manantona ka etsy orohiko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AingaVisites : 10381
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : cmbolatiana
Date : 11/01/2007 12:59