AKAIKINAO FOANA (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AKAIKINAO FOANA
Nahoana moa ianao ry mamy no migogogogo sady mitomany
Adala angaha izato ianao no manao toy izao
Reraka aho manontany anao etsy hofafako ny ranomasonao
Raha misy manahirana anao inty aho ka lazao
Re-reraka loatra ny saiko
Mieritreritra anao ry aiko
Fa nilaozanao aho
Nilaozanao aho – ka mitomany
Navelanao ho ahy
Ny fahoriako
Hay ve cpmdt izany fotsiny ihany ka dia natao tononkira.serasera.org hampitomany
Aza malahelo foana fa ocqbgz izaho lywrb mbola tia
Izaho tsy hifindra sanatria fa ho anao anao doria
Aminao lalandava ny eritreritro ka matokia
Tre-tretrika loatra ny saiko
Manana anao ry aiko
Avia manantona ianao
Manantona hosafosafoiko
Manantona ka etsy orohiko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AingaVangy : 10383
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : cmbolatiana
Daty : 11/01/2007 12:59