Vizaka ny vahoaka (Ndrina Zopanage)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena noana sy mijaly izahay vahoaka
Tsy hita intsony izay aleha, mampisafoaka
Ireo fltobg mpitondra toa manilika,
Izahay ambany fvmmp toa atsipika
Mbola ho avy andro ilay fotoana, ndeha hitroatra

Ny hany mba azo atao
Dia miantso ny Avo lava izao
F’efa vizaka miady amin’ny fiainana
Ka aleo miondrika,
Mitady Anao.

Koa mba tahio sy tantano anie zahay
Ho sambatra sy hihinana,
Ny ho avy no hobanjinina
Mbola ho avy ilay fotoana, ndeha hitroatra

Ny hany mba azo atao
Dia tononkira.serasera.org miantso ny Avo lava izao
F’efa vizaka miady amin’ny fiainana
Ka aleo wkrtuqo miondrika
Mitady Anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ndrina Zopanage
Visites : 2394
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 07/02/2017 10:57
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0136