Vizaka ny vahoaka (Ndrina Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena noana sy mijaly izahay vahoaka
Tsy cjwioyka hita intsony izay aleha, mampisafoaka
Ireo mpitondra fqjiup toa manilika,
Izahay ambany toa atsipika
Mbola ho avy andro ilay fotoana, ndeha hitroatra
Ny tononkira.serasera.org hany mba azo atao
Dia miantso ny Avo lava oipxy izao
F’efa vizaka miady amin’ny fiainana
Ka aleo miondrika,
Mitady Anao.
Koa mba tahio sy tantano anie zahay
Ho sambatra sy hihinana,
Ny ho avy no hobanjinina
Mbola ho avy ilay fotoana, ndeha hitroatra
Ny hany mba azo atao
Dia miantso ny Avo lava izao
F’efa vizaka miady amin’ny fiainana
Ka aleo miondrika
Mitady Anao
Tsy cjwioyka hita intsony izay aleha, mampisafoaka
Ireo mpitondra fqjiup toa manilika,
Izahay ambany toa atsipika
Mbola ho avy andro ilay fotoana, ndeha hitroatra
Ny tononkira.serasera.org hany mba azo atao
Dia miantso ny Avo lava oipxy izao
F’efa vizaka miady amin’ny fiainana
Ka aleo miondrika,
Mitady Anao.
Koa mba tahio sy tantano anie zahay
Ho sambatra sy hihinana,
Ny ho avy no hobanjinina
Mbola ho avy ilay fotoana, ndeha hitroatra
Ny hany mba azo atao
Dia miantso ny Avo lava izao
F’efa vizaka miady amin’ny fiainana
Ka aleo miondrika
Mitady Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndrina ZopanageHits : 2396
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 07/02/2017 10:57
