Tsy aleo ve (Ndondolah sy Tahiry)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny olo ambonin’ny tany e
Dia tsy misy ambony sy dcjok mnqxuiq ambany e
Ka tsy tokony hifanary
Fa hifankatia hatrany
Samy rxkh miaina eto ihany
Tsy aleo ve iray ihany
Eny e ...
Harena tsy mitovy
Olo jiaby mitovy
Fihavanana tandrovy
Fa io na naha gasy ny gasy gasy e
O zalahy ....
Havako aby e
Tsika jiaby
Miraisa Hina tononkira.serasera.org e
Mifandraisa tsara e
Dia tsy misy ambony sy dcjok mnqxuiq ambany e
Ka tsy tokony hifanary
Fa hifankatia hatrany
Samy rxkh miaina eto ihany
Tsy aleo ve iray ihany
Eny e ...
Harena tsy mitovy
Olo jiaby mitovy
Fihavanana tandrovy
Fa io na naha gasy ny gasy gasy e
O zalahy ....
Havako aby e
Tsika jiaby
Miraisa Hina tononkira.serasera.org e
Mifandraisa tsara e
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ndondolah sy TahiryVisites : 5679
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : bloom
Date : 21/02/2007 13:32
