Unsaved (Nanté98)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Big drip big Channel
Marary fo fa feno tsiky eny amin'ny tarehy
Mahatsiaro irery anaty vip anaty carré nefa full squad
Te ho vonona amin'ny zavatra tsy ampoiziko aho
Feno mangamanga ato anaty paosiko ato nefa zaho tsy faly zany
Mila mihaotra foana satria zay no fahazarana
Lay ''tiako enao'' nivadika hoe ''ndao hisaraka''
Tsy mila love zaho fa mila anaty fahazavana
Zaho tsy pirate dia fxck zay tsy tia ahy
Piako izy ohatran'ny lohatenin'ny raki-kirany
Tsy tia hijanona eto aho satria eto pire nefa tsy hitako zay aleha
Very anatina spirale
Tia hiaina Des-pi aho fa vao mihetsika dia
''Tairo mba asio sary lty ral''
Reraka aho indraindray antsoin'ny olona
Fa aiko zaho no nisafidy ny hamoaka fati-kira any
Mila maty vao mi kill
Misy lalana tsy vitan'dia tongotra sy kiraro
Ny antsika roa tsy quoi na tsisy fitiavana
Zaho koa tsy dia liana moula cash izao no tadiaviko
Anatin'ny alahelo na fifaliana aho tsy manjavona
Mila fetsy zaho mitady an'izay mety amiko
Ny hafa mbola variana amin'ny endrika sy hamanjàna
Ny ahy mety foana zay omen'ny Tompo ho anjarako

Te ho faly amizay omena ahy na kely
Tsy mitaraina miaina na dia reraka ary
Misy very akama
Misy anarana maro anaty ferapara
Misy laozan'ny reny niteraka azy
Rehefa sambatra aho mahatsiaro diso
Satria haiko bobaka no tsia eny amin'ny toeran-kafa
Nefa aho tsy afaka hampifaly anay mianakavy
Tsy zaho irery no diso fa zaho irery no nifona
Satria zaho tsy tia ho fxckboy yeah
Ranomaso raraka amin'ny tarehany
Tsy nitady marina aho nitady famelana
Maromaro zay no niavaka amin'ny carrière-any
Zaho tsy miova na flop na Carré
Na mi battre aho na hita anaty Carrera
Indraindray fotsiny aho mitsiky anaty caméra
Akoatr'izay anaty masque ny tarehiko
Indraindray mila miova aho
Varina loatra miady amin'ny ora aho
Nefa tsy hatory aho raha tsy vitako
Ny miala amin'izay olana sy orana
Rehefa faly ialahy mialà na afeno
Anaty gangshxt izay nxgga mahafehy azy
Raha tsy God tsisy hanasitrana ny fery
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Nanté98
Visites : 83
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nyhanjara
Date : 22/08/2024 20:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0751