Tiako ko i maman (Nanté98)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Telo amby roapolo fa mbola matahotra foana an′i Mama
Mahagaga fa ny advé tsisy atahorako
Na izy na mbola ny mamany
Zaho tsy liana matoa zaho tsy mamaly
Rehefa tsisy valiny izy de alefany aty ndray ny namany
Tongavako par étape ny ahy ny concu de lasa miparitaka
Indray andro iny lah izy ivadika tsiaro
Ny ppe-fra ivadika farritas
Fa mijery izy
Na tsy mino ary ialahy de mijery izy
Zay ratra sy fankahalana rehetra mbola ato aminahy fa notehiriziko
Feno anay ny periph' nanté ny perso
Nanté98 ny aterim
Mbola tsy nanala masque fona fa defensif otrany hoe John Terry
Anaty équipage ko gang
Ny navire rehetra amzao à la dérive
Voadona ny foko rehefa misy commu milaza mirevy ny délire
Puristes anatina déni
Hello
Tia hiaina amin′ny paradise
Fa hatreto aloha izaho mbola ato amin'ny helo
Ny ratsy manintona ahy ohatran'ny gelo
Hey love
Tsy afaka mamaly aho fa mbola miketrika
Ny MC rehetra ataoko milentika
Izay mi-test rehetra mirefotra any
Allo
Izaho tsy mody rariva fa aza mi-panique
Tiako ko maman bonne nuit
Hello
Tia hiaina amin′ny paradise
Fa hatreto aloha izaho mbola ato amin′ny helo
Ny ratsy manintona ahy ohatran'ny gelo

Fuego std. ny kitchen
Tsy anatiny ialahy fa mikisana
Tsisy pistoné tsisy cheater
Dorako any
Izay rehetra milatsaka dorako any
Ny MC tsisy laza mitoraka
Jereko indray tsy miverina torana
Indraindray zah milentika any
Feno malla mameno ny tête-ko
Ireo tsisy lazaina afa-tsy ny checks
Eny ambony prod zah mila mitetika allia
Nanté98 ny alias bro ono izaho nefa izy tsy ami-ko
Tsy tarehy fa iary no arinako
Puriste atao misaritaka
Hello
Tia hiaina amin′ny paradise
Fa hatreto aloha izaho mbola ato amin'ny helo
Ny ratsy manintona ahy ohatran′ny gelo
Hey love
Tsy afaka mamaly aho fa mbola miketrika
Ny MC rehetra ataoko miletika
Zay mi-test rehetra mirefotra any
Allo
Zah tsy mody rariva fa aza mi-panique
Tiako ko maman bonne nuit
Hello
Tia hiaina amin'ny paradise
Fa hatreto aloha izaho mbola ato amin′ny helo
Ny ratsy manintona ahy ohatran'ny gelo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nanté98
Vangy : 85
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nyhanjara
Daty : 17/08/2024 13:36
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0123