Voalohany (Nanté98)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tohizako ny lalako
Tsy mitodika any ariana aho
Tsy midongy hiverina aho na
dia ariana ary
Ho hitantsika eo foana izay tsy
real any aoriana any
Karma koa tsy misangy SO
spvce
Tsy nividy likes aho zay vo
mba ni perce
Zahay zao no avenir tsy midika
zany akory hoe zahay no fake
rehefa tsisy boom bap anaty
vibes
Fa tsisy boom bap anaty
Any anatin'ny haizina no
hahitàko hazavána
Androany koboko hoe ny
toetra ratsy kay mbola azo
ovaina
Aza vahaina aloa ny foko raha
tsy rehefa mahazo aina
Hanao egotrip sa hiresaka
ampisainana
Miseo mahay trap fa nandalo
dia niserana
Andihizako ny prod satria
izaho koa nge mi assuraka
Eny andàlana aho antsoiny
Tsisy ambara hafa tsy "sura"
"Elah ve lay Nanté98, tairo lo
asiana sary"
Asiako tsiky anaty sary dia
mandeha aho
Fa aveo aho tonga saina fa tsy
nisy tena izy ireny tsiky ireny
na indray mandeha ary
Arovako ny saiko mba tsy
hampalasa ana fake
Za tsy manao vava raha tsy
rehefa any anaty rap
Arovako ny foko mba tsy ho
ataon'ny sipa fako
Za tsy manao vazo raha tsy
peaceful track
Voalohany aho nirap fa tsy
farany
Voalohany aho nandainga
tamin'i mama fa tsy fantany
Voalohany aho niteny hoe
"tiako ianao" fa tsy hay
raoviana vao hifàrana
Raoviana vao hiafàra anaty
fasana
Raoviana vao ho tratrako ny
tanjona hasambarako
Tsapako ny foko mia
midoboka dia tsapako otrzay
koa ny haseporako
Voalohany aho nandatsa
dranomaso satria tsapako hoe
manery ana ny dingana efa
zakako
Avelako ny lasako de lalako no
zorako
Lalako no zorako
Mandeha mora aho miandry
varavarana hisokatra
Koboko hoe natao ho ana ny
rap tamin zaho voalohany
nanambàra zay mba
Fietsehampoko tany anaty
soratra
Sarotra ny hiteny nety tsara
aho tamin isika vao voalohany
nisaraka
Sarotra ny hiteny nety tsara
aho tamin isika vao voalohany
nisaraka
Any anatin'ny haizina no
hahitako azavàna satria reo
efa mitambatra
Voalohany aho ni rap fa tsy
farany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nanté98
Vangy : 534
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tolotra21
Daty : 02/10/2022 16:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0718