98% (Nanté98)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1: Neuf Huit,peaceful.
Hiranay iray izao mahatara apis folo
Raha toa 'lah mitady dia misy foana
Anaty pe-ra ry FUEGO no dispo
Reo rap-na mpiodana disco
Page-na "memes" nataony piston
Manaiky ahy daholo, na ny "OLD" aty ary sahiko antsoina hoe fiston
Miatota amin'ny tany de R.I.P tarehy
Tsy miresaka ----- amin'ny tary aho
Zay rehetra mitady anakihana lasa mankafy tsy fidina anay sao dia taraiky
Tsisy hoe matikambo raha ny olona handresy anay aloha mbola baraingo
Anaty feat. na anaty barèmes.
Tongava raha paré
Fa tandremo sao maty mitaraina
Tsy équipe tsony fa mafia gang
Raha sera na môly ty de za no "Parrain"
Tsy mahatoky ny aloko akory aho fa paro
Raha famonoan'olona ny egotrip efa kobon'la izahay ambadika barreaux

Refrain: Miodina tsara biff dia tairo fs miodina tsara ny 'detail
Tairo fa alaiko ny khista, anaty ny équipe-nao tsisy fa bâtards
Mameno ny tanàna.....
Mameno an'i Tanà, vao milatsaka feno ny tamàna
Ny vokatray hentiny mi-balade
Tairo fa alaiko raha misy maille
Izay aho vao mitsiky
Hoento tsy hilaiko apis-nao
Ainao tian'io hoe iza amintsika
Fan antsika io farany, tsy mitsoaka aho na tsisy empire
Fantatr-ntsika io farany, hoe iza teo foana, iza no tsia

Couplet 2: couplet 2 'zah mi-découpe
Voatsipindy indray ialahy tonga dia mipitika
Antsoy aho hoe Deku
Eny ambony terrain 'zah déco, anaty showcase 'zah deco
Feno fake té-co dia 'zaho tsy nangataka 2 coups
Raha tia hanandrana 'lah dia tongava fa ataoko potika tsara ny décor
Manao izay mety 'lah fa tsy mi-décolle
Ataoko mitapy.
Zaho tsy mila miresaka be fa ataonay mipoaka ny résultats
Tsy koboko 'lah
Tsy koboko io bandy io fa esory tany

Mandefa MP aty daholo ry kiala hoe tiany hono izaho
Fa 'zaho nga nanontany?
'zaho nga Nanté?
'zano virus-ko, ataoko reo na solo vs squad
Manomboka androany aho antsoy hoe star
Fa potiko foana raha mbola insta
Carrière 'zalah ty mbola instable, Zanen.
Tsy mila an'lah ao an-trano intsony izy satria efa izaho no eto.

Refrain: Miodina tsara biff dia tairo fs miodina tsara ny 'detail
Tairo fa alaiko ny khista, anaty ny équipe-nao tsisy fa bâtards
Mameno ny tanàna.....
Mameno an'i Tanà, vao milatsaka feno ny tamàna
Ny vokatray hentiny mi-balade
Tairo fa alaiko raha misy maille
Izay aho vao mitsiky
Hoento tsy hilaiko apis-nao
Ainao tian'io hoe iza amintsika
Fan antsika io farany, tsy mitsoaka aho na tsisy empire
Fantatr-ntsika io farany, hoe iza teo foana, iza no tsia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nanté98
Vangy : 874
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tolotra21
Daty : 01/10/2022 08:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0795