Tafalatsaka (Mr Sayda (Misié Sayda))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray maraina be oa nisy tonga nandondona
Tao ambaravarana nidongy hampandrosoina
Tsy Dadabe Noely hitondra gony feno vola
Fa zazavavy jejojejo sady môlamôla
Nampandrosoiko gdluvmf izy nataoko manao ahoana
Nanontaniako tsara sao dia tsy ampy taona
Vao tsy garantie zah tsy sahy misôma
Sao dia i Eva ianao tononkira.serasera.org handeha hitondra paoma

Io e...io fa mahatsiaro sambatra
Io e...Ohatran'ny hoe any andanitra
Io e...Eny ambonin'ny habakabaka
Io e...'Zay lay oe tafalatsaka
Io e...io fa mahatsiaro sambatra
Io e ...ôtrin'hoe any andanitra
Io e...Eny ambonin'ny habakabaka
Io e ...'Zay lay hoe tafalatsaka


Avy dia hihinana aho sa ve hiandry tsodrano
Tairo fa hangalako fihany io sady efa ato antrano
Amin'ilay fandihanao manaitra mampamamomamo
Ao fa mamomamo tsara aho sady maka mamimamy .
Mamy izay jereko, lasa loko mavokely e
Fijerinao no ekeko tsy mila mifampiteny e
Mampalasa lavitra noldttx manidina eny ho eny e
Zay vao tena tafalatsaka e
Latsaka tanteraka azo raofina amin'ny sotro
Ôtran'ny hoe lay biscuit voahitsakin'ny kitro
Lasa nisy charme vezb lay bandy jiolahimboto
Ny lelako navadiko impito

Io e...io fa mahatsiaro sambatra
Io e...ôtran'ny hoe any andanitra
Io e...Eny ambonin'ny habakabaka
Io e...Zay lay oe tafalatsaka
Io e...io fa mahatsiaro sambatra
Io e ...ôtran'hoe any andanitra
Io e...Eny ambonin'ny habakabaka
Io e ...Zay lay hoe tafalatsaka

Calme fa reraka eo ianao e
Tafalatsaka tanteraka eo ianao e
Ianao no nandondona fa tsy hoe zah anie no nangataka
Zah no lazainao fa tafalatsaka
Calme fa reraka eo ianao e
Tafalatsaka tanteraka eo ianao e
Tonga nefa mampifila , aleo hidiran'ny manaraka
Varavarana malalaka

Io e...io fa mahatsiaro sambatra
Io e...ôtran'ny hoe any andanitra
Io e...Eny ambonin'ny habakabaka
Io e...Zay lay oe tafalatsaka
Io e...io fa mahatsiaro sambatra
Io e ...ôtran'hoe any andanitra
Io e...Eny ambonin'ny habakabaka
Io e ...Zay lay hoe tafalatsaka

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03