Soja (Soldier Of Jah Army) (Mr Sayda (Misié Sayda))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa mitsangana dia maka courage satria zah koa soldat
Toujours paré mazava ho azy, Man we are the world a
Tsy maninona fa milay ny feeling mitsilo anay Jehovah
Na misy inona na misy inona ny finoana tsy avelantsika hiova

Couplet 1:
Ouz rabofy aminà,zao no ataoko anla.Tandremo le toakanla fa lahitokan'la.Za matoky anla,tsy miataky anla,fa mitaky am'la Fahendrena.Hajao ny tenanao sy zay eo antananao.Hajao ny vadinao f'izy no ampiadana anao.Ts manana zay ampy kanefa ts mba ory.Na betsak n blem tsmampahita tory
(Ref)

Couplet 2:
Zahay tsy miara dify miaraka @masoandro,Zahay ts mora kivy na d combaka isanandro,Fa ambony foana ny moral,zahay koa misy tanjona na d oe toakalah,Ts manenina zay vita fa mikendry ny ho tafita,handroso koa ny taona dia zay mbola ho hita!Peace hoan'i Eljooh,JoyLah,Tann Faya,Misié Sayda
Soldat io zay boto nefa mino
Zanahary fantatray tsmanadino
Life bordel io alamino fa na kombak io na peace,ifalio,asitrio la tête ampisainanao io,military lion saina fo madio (...)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mr Sayda (Misié Sayda)
Visites : 3104
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 23/09/2015 00:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0474