Ianao ry sipakely (Mr Sayda (Misié Sayda))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
F' ianao ry sipakely
Namoronako hira fa izaho koa tsy sahy niteny
Hoe mba mahafinaritra ahy
Ianao ilay mitsiky rehefa mahatsikaritra ahy
Sangisangiko izy dia mody mihanta kely
Hosorako dibera masira sa tantely
Fa na mbola amin'ny herintaona
Dia hiandry anao zah fanahy iniko mihitsy hamerin-taona

Ho samy iray kilasy
Lay olona manakana antsika roa efa ho lasa any dia
Zah tsy mivazivazy
Fa mody mba misangy zah fa zah no tena manantena
Matoa manadala anao io dia manantena anao io
Hamihina  ny tanako
Ho sipa fa tsy ho namako

Nefa tsapako fa ianao io koa mahay
Mahatsapa fitiavana mahamay
Lay oroka tsy tanty mandoro ny any anaty
Nefa aleho aloha tsiambaratelo
Nefa tsapako fa ianao io koa mahay
Mahatsapa fitiavana mahamay
Lay oroka tsy tanty mandoro ny any anaty
Nefa aleho aloha tsiambaratelo

Fa na dia sipakely aza ianao
Mety hoe mbola zaza
Dia nahamenatra ahy ny hilaza
Nangovitra ny vavako hiteny hoe tia aho
Fa na dia sipakely aza ianao
Mety hoe mbola zaza
Nahamenatra ahy ny hilaza
Nangovitra ny vavako hiteny hoe tia aho


Ho samy iray kilasy
Dia ny olona manakana antsika roa efa ho lasa ny dia
Zah tsy mivazivazy
Fa mody mba misangy zah fa zah no tena manantena
Matoa manadala anao io dia manantena anao io
Hamihina  ny tanako
Ho sipa fa tsy ho namako

Nefa tsapako fa ianao io koa mahay
Mahatsapa fitiavana mahamay
Lay oroka tsy tanty mandoro ny any anaty
Nefa aleho aloha tsiambaratelo
Nefa tsapako fa ianao io koa mahay
Mahatsapa fitiavana mahamay
Lay oroka tsy tanty mandoro ny any anaty
Nefa aleho aloha tsiambaratelo

F' ianao ry sipakely
Namoronako hira fa izaho koa tsy sahy niteny
Hoe mba mahafinaritra ahy
Ianao ilay mitsiky rehefa mahatsikaritra ahy
Sangisangiko izy dia mody mihanta kely
Hosorako dibera masira sa tantely
Fa na mbola amin'ny herintaona
Dia hiandry anao zah fanahy iniko mihitsy hamerin-taona

Nefa tsapako fa ianao io koa mahay
Mahatsapa fitiavana mahamay
Lay oroka tsy tanty mandoro ny any anaty
Nefa aleho aloha tsiambaratelo
Nefa tsapako fa ianao io koa mahay
Mahatsapa fitiavana mahamay
Lay oroka tsy tanty mandoro ny any anaty
Nefa aleho aloha tsiambaratelo

Nefa tsapako.....
Sangisangiko izy dia mody mihanta kely
Hosorako dibera masira sa tantely
Fa na mbola amin'ny herintaona
Dia hiandry anao zah fanahy iniko mihitsy hamerin-taona
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mr Sayda (Misié Sayda)
Visites : 7684
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Ounam
Date : 04/08/2017 17:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0833