Ny Gasikarako (FEO'S BAND)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gasikara Tanindrazako
Tany Masina
Ny hala mandrakotra azy
Dia tsara avokoa
Gasikara nosy mamiko
Harena ho ahy
Ny Malagasy namako sy havako
Ireo biby rehetra rehetra ananako
Ny natiora izay hiainako
Reharehako
Ka na hantra na harena no hiainako
Ny fireneko izay fmjrbrj mandroso no tanjoko
Mba ho tany mendrika ny Gasikarako
Gasikarako
Ho koloiko hatrany hatrany ny taniko
Mba fgybu ho feno hasina sy vggl aina koa
Anjakan'ny fifaliana tononkira.serasera.org tokoa
Ny Gasikarako

--------
Lien:
Commentaires
Ministries
(
31/05/2020 01:59)
Hafatra ho an'ny Malagasy
Ny tany izay ananany dia tany tsara ka tokony ho kolokoloina fa tsy ho simbaina
Andao isika mba hanome aina indray ny Lova tsara napetraky ny razan-tsika
Ny tany izay ananany dia tany tsara ka tokony ho kolokoloina fa tsy ho simbaina
Andao isika mba hanome aina indray ny Lova tsara napetraky ny razan-tsika
hery
(
31/05/2020 09:42)
Alefaso aty aminay ny hira mp3 raha azo atao e.email: media@radiovazogasy.com
Ministries
(
31/05/2020 10:03)
Salama
Mbola miandry kely fa eo ampikarakarana izahay
Mbola miandry kely fa eo ampikarakarana izahay
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEO'S BANDVisites : 1446
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Ministries
Date : 31/05/2020 09:10