ILAY TANANA (MIARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ilay tanana nahabe ’zay nilalaovana taloha
tsy ho hadinoko tsy atakaloko
na dia efa nialana aza mbola hiverenana
ka hataoko hira ilay tanànako
eo atampon’ny havoana mora tazan-davitra
tilikambom-piangonana avo bé!
manakaiky vatolampy,ka izany indrindra mantsy
no hanamafy orina ny akaniko
ref: ilay tanànako,ilay tanànako
tsaroako foana ,eny na aiza na aiza haleha
sziwmk fa ny lalanao raha mandeha miankandrefana
hwfajtwp ilay tanànako dia ho lalovanao
ilay tanana tsotra zplntnmg nefa miaina am-pilaminana
tsara rivotra sy tsara toerana
ireo vahiny izay mandalo aza toa tafapetraka
fa tsy manjaka ao ny hetraketraka
ilay tanàna nipoiran’ny talenta ananako
misy tsara misy kanto,misy soa,
fa vao mitazana azy ianao ,dia velon-kira tsotra izao
tononkira.serasera.org fa raha mandainga aho hoy ianao dia mba lazao
ref:...
Tarika MIARA
( Tantely ANDRIAMIHAJA )

--------
Lien: