feon-gitara (MIARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
feon-gitara iray tsy voarainao veno maneno any ho any
miantso azy hoe tia
feo manga tsy foikoi zy izay
feon-kira indray
izay raha nandre na dia maro
aza ireo tsy tia hanaratsy
mialona angaha ?
REF:
fa na ho oram-baratra aza é!
tsy hisy hasan-kana anay
fa mafy ny fatoranay re
manambatra anay ho iray(x2)
feo mangairay hira tsara no ré
ny antsika ho mafy fatorana anie
tsy ho rava ho tsara fandeha
--------
Lien: