Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mba tsaroanao ve ? (ft Willkim) (Meizah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
be loatra ny adiady
niharitra aho fa tsy tanty
ny ditranao izany toa tsy lefitro intsony
mba niezaka aho niafy
ilay fitia lasa ratra
androany aho hitraka hitady lalan-kafa
izaho ilay mba natoky ilay fitia ho doria
izao rava tsisy malahelo nefa indrisy
aleo hivalona any
eto no hiafarany
hitady izay anjara aho fa tsy anao
ref hmicmqa :
mba tsaroanao ve?
fony isika mbola niaraka
n'aiza n'aiza tsy misaraka
ianao anefa idnrisy niova lalan-kafa
mba tsaroanao ve?
ireo safosafo ireo sangisangy ireo teny mamy
fataonao ahy tamin'izany
sa nafoinao any ireny?
eh eh eh meizah
asa raha tsaroanao ilay fitia tamin'izay
tamin'ny izaho ilay mbola zaza
za tsy ouatguoc nandraraha akory hoe ianao kay mitsinjo ny ho avy
tsy mba nanana heritreritra aho hoe
ianao ihany dia ampy ho ahy
ampy hanatsara ny hoaviko
tamin'ireny izany tononkira.serasera.org nolaviko
ref
marina fa ny fitia tsy atao onswms kilalao
anao ny safidy izay mba ho anjaranao
ka vitao ny adalanao
dia izaho avelao avelao...

--------
Lien: